Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Pavillon à Louer

Pavillon telo(3isa),mirefy 12m2 avy ,andalam-pahavitàna,(pavillon à usage commerciale,en cours de finition) Toerana:commune rurale Alasora,amoron-dalana(route principale).Mitady olona manam-pikasàna hivarotra ka vonona hamita ireo pavillon ireo hatramin'ny farany,dia hifanarahana amin'ny hofatrano ny famerenana ny lany rehetra. Antsoy:0345287390

Antananarivo, Madagasikara | Bonnes Affaires | 2015-12-12 15:51:18