Pavillon 3 isa,mirefy 12m2 avy,andalam_ pahavitàna pavillon à usage commerciale,en cours de finition) Toerana:Commune rurale Alasora,amorondalana route principale), Mitady olona VONONA HAMITA ireo pavillon ireo hatramin'ny farany,dia hifanarahana amin'ny hofatrano ny famerenana ny lany rehetra. Antsoy: 0345287390
Antananarivo, Madagasikara | Bonnes Affaires | 2015-12-08 08:43:41