Ty misy TV CRT marque Changhong,Mbola tsara be, mbola tsisy simba, mandeha tsara.Otran'ny ecran plat raha jerena avy aty aloha. 21" misy télécommande.Mbola tsis blème fa mandeha tsara, Etat 9,5/10, lokony mainty. Aleo tonga dia miantso fa tsy miconnecte matetika. Toerana azo hijerena azy ety Anosibe Prix:220 000Ar à débattre kely. Contact: 034 51 345 54// 033 73 344 50 Tsy manakalo
Antananarivo, Madagascar | Bonnes Affaires | 2016-01-22 08:11:01