Marina tokoa fa manamora ny fivezivezena ny fiarakodia. Fivezivezena amin'ny asa atao, amin'ny adidy samihafa, amin'ny fialam-boly... Fa raha ho amin'ny fanamboarana sy fikojakojana fiara dia azo ahena betsaka tokoa izany fivezivezena izany. Raha marika koreanina ny fiaranao (HYUNDAI - KIA - DAEWOO - SSANGYONG), dia manantona ny KOSPAM-AUTO fa hihena be ny fotoana lany amin'ny fivezivezenao, satria ao no ahitanao - Ireo kojakojako ,marika tena izy , momba ireo fiara ireo. - Asa matihanina amin'ny fikojakojana sy fanamboarana. Ireto no laharana raha te hifandray aminay ianao : Ankadifotsy : 033 28 247 93 ; 034 20 247 93 Andrefan’Ambohijanahary: 034 11 640 18; 033 11 640 18 Fasan’ny karana: 034 12 761 61 ; 033 81 761 61 Na koa tsidio ny Pejy facebook: https://www.facebook.com/KOSPAMAUTO/ Raha misy fanontaniana. Mirary tontolo andro mahafinaritra!
Antananarivo, Madagascar | Auto-Moto | 2018-04-10 08:59:31