Miarahaba oh , mampanofa trano tsy dia lavitra ny Aéroport d IVato 5 mn en voiture , 15 min a pied , route makany am croc farme, efitra 6 , mitokana tsara anaty tamboho, belle vue , raha mahaliana anao dia afaka miantso ty numeros ty ianao au 0332487019 mr Ngandriana .
Antananarivo, Madagascar | Maison | 2013-06-21 12:51:58