- Efitra 1 RDC miampy poche lakozia sy douche anatiny, wc fosse sceptique ivelany - Jiro sy rano JIRAMA - Quartier calme - Tsy amoron'arabe principale ary tsy tongan'ny fiara fa tongan'ny moto Hofany: 80 000Ar isambolana Contact: 033 41 784 58
Antananarivo, Madagascar | Immobilier | 2016-05-20 08:15:21