Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Trano Ahofa 80 000ar à Ambohidroa Ambodimita

- Efitra 1 miampy poche lakozia sy douche ao anatiny - Misy jiro sy rano JIRAMA - wc fosse sceptique ivelany Toerana: AMBOHIDROA AMBOHIMANARINA ( entre AMBODIMITA sy ANDRANOMENA) Toerana madio sy milamina. Tsy amoron\'arabe principale fa tongan\'ny moto. Hofany: 80 000Ar/ isambolana fixe Contact: 033 41 784 58 na mail: aloueratana@gmail.com

Antananarivo, Madagascar | Immobilier | 2016-05-03 07:21:31