Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Tolotr Asa

TOLOTR’ASA ETO FIANARANTSOA Decide-Persist-Surprise Ny Association DPS dia MITADY MPIASA lahy & vavy : activités : lancemnent publicité ; aide recruteur. Asa afaka atao @fotoana mampalalaka;mampitombo ny loharanom-bolanao ; tsy mandany fotoana ; tsy mila diplôme ; misy « formation » omena alohany hiasana. Marihina fa asa TENA MISY ARY TENA MARINA sy azo antoka;nahazo alalana avy@fanjakana récépissé N°879/13/MI/DIRAT/ANT/ASS. Zavatra ilaina:cv;sary tapaka 2;Photocopie CIN; droit de formation. RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY NA MAHALIANA ANAO DIA Antsoy ny 034 85 458 87 / 032 41 154 19 ETO FIANARANTSOA

FIANARANTSOA , MADAGASCAR | Emploi offre | 2015-04-28 08:03:24