Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Tetik'asa Trano

PROJET AMIDY ahitana: - 01 Living/Salle a manger; - 01 Cuisine a l'americaine; - 01 Master bedroom + 01 Douche/toilette; - 02 Chambres; - 01 Douche/toilette. Misy Plan anarahana ny asa; Misy lisitra sy ny isan'ny akora ilaina amin'izany; Misy plan d'agencement Interieur; Misy sary 3D endrika ivelany ny trano; Maimai-poana ny manontany ( en ligne) raha misy zavatra tsy azo na tiana anontaniana momban'ny projet ( technique, loko, materiaux,...). Vidiny: 310.000ariary Contact: 032 25 771 96 Aza adino ny mitsidika sy manao "j'aime" ny pejy facebook " TRANO NORMA"

Antananarivo, Madagascar | Maison | 2021-05-04 15:28:27