Tany mirefy 27ha any Belanitra Ivato 6km miala ny Alakamisy Ambohidratrimo, tonga-na fiara tsara, efa misy tanana marobe manodidina azy, @ vidiny mora dia mora tokoa satria 6000ariary ny m2 koa raha mahaliana anao ary dia anntsoy haingana ny laharana 033 06 793 36. papier complet (titre et borne) NB: tsy azo morcelena ilay izy fa ts maintsy mitambatra.
Antananarivo, Madagascar | Immobilier | 2015-04-21 09:28:51