Manana tany malalaka 2000m2 plat , ( TSY AMIDY FA AHOFA SY IARAHANA MIASA ) eo MASINANDRIANA AMBATOBE ? 500m miala ny lycéé Français Itadiavana fiaraha-miasa na ampanofaina amin'izay mila Azo hanaovana ferme , fambolena , sekoly , fiangonana sns..... Antsoy avy hatrany tél 033 15 529 92 / 034 07 529 92
anatananarivo, madagascar | Bonnes Affaires | 2014-10-20 14:50:52