Mitady anreo rehetra ireo izahay ka mila fiaraha-miasa matotra dia matotra. tsy mila panera be dia be. de préférence tonga dia ilay tompony mivantana no ilainay mba atonga anlay asa tsisy fisolokiana. mila olona matotra tsara tompoko misaotra
Antananarivo, Madagascar | Bonnes Affaires | 2020-11-11 05:29:37