Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Tany Amidy Miaraka Amin'ny Trano

tany sy trano amidy amoron-dalana eny Ivato ambohijanahary, ka ny tany dia mirefy 850m² ka misy trano 3 samy hafa eo amboniny: trano iray izay miaraka @tsena amorondalana indrindra, trano faharoa izay misy efitra 3 (toilette sy douche) ary ny trano fatelo dia en cours de finition. rahatoa ka mety aminao dia antsoy ny 034 47 177 33

tananarive, madagascar | Bonnes Affaires | 2013-02-17 09:26:22