Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mividy

raha sendra manana entana na fitaovana amidy maika ianao (fiara, moto, ordi, telephone, sono, electromenager, firavaka..........) dia mba ampahafantaro ahy sao dia mba mifanaraka isika! raha sendra ihany koa mahita bizna ianao kanefa mety tsy ampy vola dia misokatra @ fiaraha miasa ihany koa ny tenako! misaotra tompoko

antananarivo, madagascar | Bonnes Affaires | 2013-07-10 12:01:37