Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mitady Vehivavy Gasy Matotra

Izaho dia lehilahy 41 taona, maty vady ary manan-janaka roa lahy. Mipetraka aty Ghana aho, ary informaticien expatrie. Mitady vehivavy vady, tia vavaka sy miaina am-bavaka, fotsy na zarazara, 25-35 taona, matotra, tso-bolo, manana niveau baccalaureat noho mihaotra. Tokan-tena no tena tiako, ary vonona hiaraka amiko aty Ghana.

ACCRA, GHANA | Rencontre | 2014-06-07 10:56:38