Salama dhl tsika rht e!lehilahy 29 taona mbl ts manambady,miasa manana taratasy ara dalana Mitady olona afaka hanao " coloc "eto france ( toute la france) Tsy mifidy na lahy na vavy. Ts d b resaka a fa mba valio ra mba misy mahasoa e!
nimes, FRANCE | Immobilier | 2014-11-22 19:53:24