tokantrano iray mbola tsy niteraka mitady mpiasa antrano kilasy mandry maikabe, eo amin'ny 18- 24taona, hiasa aty Tamatave, tsy misy zavatra mandraikitra, celibataire, madio, matotra, mahay ny asa rehetra, mahay mahandro sakafo. karama ifanarahana raha mahaliana dia alefaso amin'ity adresse mail ity ny mombamomba anao "twhfranco@yahoo.fr" na tel 0330803077.
TAMATAVE, madagascar | Emploi offre | 2014-07-10 15:18:48