Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mitady Mpanoratra....

Miaraba anao MPANORATRA mahita ity antso ity aho Vitako soratra ny tantarany Fiainako. Mitady olona mahay manoratra aho MBA hanamboatra ny ankapobeny......satria mila olona manana ny teknika raha tiana ho tsara ny tantara aseho. Raha tianao dia Valio mail aho fa fiaraha miasa @ olona tena MPANORATRA no tediaviko. Maika ity antso ity Mandrapiresaka Maite

Majunga, Madagasikara | Loisirs | 2013-01-23 07:41:13