Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mitady Maika Cuisinier Gargotte

Izahay dia mitady olona manana traikefa @ resaka fanaovana gargotte. (mahandro sy mivarotra) - olona mahay mahandro sakafo isakarazany (sambosa + vary/loka + nem + composé + hamburger + fritte + lasopy + maskita .... - olona madio sy mahay mivarotra ary manintona olona - olona mahay mitanatana sy mihazona tsena. - olona vonona ny hitady vola - Mipetraka manodidina an Itaosy Alefaso ny mombamomba anao @ cyber.henika@gmail.com CV+LM+PRETENTION Contact: 034 81 102 60 - 033 89 814 82

tana, tana | Emploi offre | 2015-03-28 17:40:44