Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mitady Bandy Passif

Mitady bandy PASSIF, na sady PASSIF no ACTIF izany hoe afaka mandray rôle roa @ fiarahana iray. Bandy MADIO, SALAMA, TSOTRA, TSY MIFOKA, TSY MISOTRO, somary BOTABOTA no tadiaviko. Revy TSOTRA - Tsy sandaina vola - Revy milamina nefa mihaja- Tsy mila bandy DEGANY. Bandy NOVICE aho fa mba mitady revy fotsiny dia ho hita eo ny manaraka. Marci

ANTANANARIVO, MADAGASCAR | Rencontre | 2013-12-23 14:02:56