MITADY ATELIER KELY EFA MPANAO TEE-SHIRT HANAO SANTIONANA ROBE-SHIRT Mpivarotra te hanandrana raoby amina lamba tee-shirt mitady atelier kely hanao échantillon vitsivitsy. Fomba fandoavana vola: 50% avance, ary 50% rehefa haka ilay entana. Misy contrôle qualité ka izay mety tsara no aloa vola. Isa 5 ihany aloha no hatao ny herinandro voalohany hatoro ireo client-nay ary ampiakarina tsikelikely ny isa araky ny fitiavany azy sy ny fihodin’ny tsena. Alefaso amin’ny adiresy mailaka eo ambany aloha ny sarin’ny vokatra efa fataonareo sy ny sarin’ny atelier-nareo ary ny adiresy ary laharana telefaonina dia alefanay aminareo ny fiche technique kely miaraka amin’ireo karazana maodely hanaovana echantillon. Omenareo ny prix-nareo (mandray vita izahay) isaky ny sary alefanay dia raha azo idirana dia miantso izahay mialohan’ny hanantonana any amin’ny atelier-nareo. jannatiressources@gmail.com
Antananarivo, Madagascar | Bonnes Affaires | 2018-07-04 13:25:30