Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Maquettiste - Manao Maquette Trano Na Paysage

Raha mitady mpanao MAQUETTE (trano na paysage) ianao Ilainao hanaovana décoration na zavatra hafa... dia aza misalasala miantso anay fa afaka manome fahafaham-po anao izahay amin'izany MAQUETTE vita amin'ny carton, na Polystyrène, na contre-plaqué na zavatra hafa araka izay ilainao Amin'ny endriny mahafa-po sy échelle araka izay takinao Tsidiho ity album facebook ity raha te-hijery santionany ianao: https://m.facebook.com/rhasinaa/albums/539003392832461/?refid=17 Aza misalasala miantso anay: 033 13 619 06 034 13 734 36 hashprod@yahoo.fr hasina3d@gmail.com

Antananarivo, Madagascar | Bonnes Affaires | 2014-05-22 09:57:11