Afaka mampanofa fiara ho anao izahay @ fandalobanao eto France. Fiara lehibe (7 places) na koa fiara kely (citadine). Afaka koa maka na manatitra eny @ aeroport (roissy CDG). Miaraka na tsy miaraka @ mpamily. Aza misalasala ary maka fanazavana fanampiny.
paris, France | Bonnes Affaires | 2014-05-19 07:00:40