Manana fiara 7places azonao hofaina mandritra ny fandalovanao eto france na koa fiara kelikely. Afaka koa maka na.manatitra eny @ aeroport (roissy cdg) ra maro entana ianao. Aza misalasala ary.
paris, france | Bonnes Affaires | 2014-05-14 16:06:07