Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Formation En Teleoperatur

FORMATION EN TELEOPERATEUR MANIRY NY AHITA ASA MIFANANDRIFY AMIN’NY TOLOTRA MISY ANKEHITRINY VE IANAO ? N’inona n’inona sampam-pianarana misy anao tao aorian’ny BAC dia fantaro fa afaka miofana ho lasa TELEOPERATEUR IANAO . Na ho asa maharitra , na ho atao vonjy tavan’andro misy tolotr’asa hatrany mahakasika ireny . Mitaky traikefa sy fahazotoana ary faharetana anefa io asa TELEOPERATEUR io Ka vonona hanampy anao hanovo izany fiofanana izany ny “CALL AND TIC “ mba ahafahanao mahafeno ny fepetra takian’ireny CALL CENTER mandray téléoperateur ireny. 1- IREO OLONA AFAKA MANAO NY FORMATION EN TELEOPERATEUR: - Vehivavy na lehilahy latsakin’ny 38 taona - Mahay miteny Frantsay - Mahay informatique - Manana BAC - Vonona hanao fampiarana isan’andro - Afaka manao stage 2- TOERANA HIANARANA SY BIRAO FISORATANA ANARANA - Cité des assureurs ITAOSY, eo amin’ny Terminus 133 cité (Maison multicolore en face Pharmacie RABE ) +261.34.66.974.78 3- Tombon-tsoa azo amin’ity fiofanana omen’ny CALL & TIC ity - Adiny 3 isan’andro no mianatra ho an’ireo “formation accélérée” Ka adiny 2 ny “théorique” ary adiny 1 isan’andro ny “pratique” - Ireo izay tsy tena mahafolaka teny frantsay sy informatique dia manaraka fiofanana feno (2volana) - Ireo eo anelanelany kosa dia 1 volana . - Misy Stage avy hatrany aorian’ny fiofanana, ka ny solo karama dia arakarakin’ny asa ho ampandraiketina sy ny fifehezana ny asa. Izany no natao mba hanamora ny fidirana mitady asa eny @ CALL CENTER rehetra. 4- SARAM-PIOFANANA: Fisoratana anarana : 5000ariary Saram-piofanana : -25000Ariary (raha formation accélérée , niveau avancé) -65000Ariary (raha Formation partielle , niveau moyen) -60.000Ariary/mois ( Raha formation complète 2mois ; niveau débutant) Attestation , Polycope délivrés Reduction 5000Ariary ny sarampiofanana raha alohan’ny 20MARS ianao no misoratra anarana. CALL& TIC : NIF : 2001911314 / RCS : 10805100578 LA FORMATION POUR DEVENIR : Téléprospecteur (rice) , Télé conseiller( e) Télévendeur (se) , Télésecrétaire Téléenquêteur (rice) , Standardistes etc Télé assistant(e ) , Téléopérateur(rice) • STAGE REMUNERE /ATTESTATION DELIVREE Réception & Emission d’appels PRISE DE RDV & Détection de projet Téléprospection *Qualification de données Service Clients - Gestion de réclamation - etc

ANTANANARIVO, MADAGASCAR | Emploi offre | 2016-03-18 17:38:55