Misy katsaka en tonne maromaro any ambanivohitran'i Vatomandry ka mitady mpividy sy fiara matanjaka mahatanty lalandrasy,lalana mandritra ny 3 heur eo ho eo miala any vatomandry . Ka raha vonona ianareo iazay hividy dia antsoy ny tel 033 40 301 34 na mail raalaraalai@ymail.com. Misy ihany koa ny tany azo ifampiraharahana mba ambolena katsaka amion'io toerana io ihany.Ka mila sponsore amboly amin'io toerana midadasika io. Misaotra
tamatave, malgache | Bonnes Affaires | 2013-03-18 07:50:58