Mitady : Femmes de ménage - Niveau BEPC no miakatra. - 25- 35 taona,manambady aman- janaka. - Kilasimody. - Matotra tsara ary madio fomba fiasa. Mitondra photocopie CIN ary manantona ny Logement 201 Bis ny Alatsinainy hatramin\\\' ny Zoma manomboka amin’ ny 9ora maraina ka hatramin’ ny 3ora hariva.
Antananarivo, Madagascar | Emploi offre | 2016-04-04 07:49:24