Ho antsika mandalo fotoana fohy eto France nefa voatery hande Hotel, afaka mampanofa efitra ho anao zahay. Afaka manao sakafo tsara koa ianao. Manorata ary @ ity adiresy ity raha mahaliana anao rindra.rindra.rakoto@gmail.com
oise, France | Maison | 2013-04-25 11:59:21