BATTERIE KOREABAT PREMIUM Zavatra roa no ilaina hananan'ny vatoaratra: 1- TANJAKA 2- FAHARETANA Mahafeno izany fepetra izany ny vatoaratra " KOREABAT PREMIUM". Vatoaratra vita koreanina 100%. Tsy mila fikojakojana. Mahasahina izay takian'ny fiaranao. N'inon'inona toetr'andro. Na ririnina na fahavaratra... Ny vatoaratra " KOREABAT PREMIUM" dia azonao jifaina aty amin'ny: K-AUTO Ankadifotsy. 033 28 247 93. Misy 90 AH sy 100 AH
Antananarivo, Madagascar | Auto-Moto | 2017-06-15 13:56:35