Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Achete Terrain

Mitady tany amin'ny faritra Analamahitsy na manodidina mianavaratra: Andrononobe, Ambohitrarahaba, Ankadikely, Sabotsy. 300 m2 à 600 m2. Manara-dalàna tsara, misoratra amin'ny tompony tsara, titré et borné. Tongan'ny fiara tsara, akaiky jiro sy rano.

Tana, Madagascar | Immobilier | 2016-09-15 13:38:15