Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

A Vendre

Amidy ny fiara TAXI RENAULT 4L tena mbola tsara sady voakarakara tsara amin'ny vidiny 6.000.000Ariary miady varotra. Ny kodiarana 4 dia mbola vaovao avokoa. Ny taratasy koa dia ara-dalana daholo no tonga dia vonona sy afaka miasa avy hatrany Raha mila fanazavana na fihaonana mivantana ianao dia afaka miantso ny iray amin'ireto laharana finday manaraka ireto:+261 33 12 176 87 na +261 34 13 355 03 na +261 32 02 448 08 na amin'ny adiresy mailaka: a.benjamina@gmail.com

Antananarivo, Madagascar | Auto-Moto | 2014-08-07 11:41:02