Maison

villa basse à vendre

Antananarivo, Madagasikara 22/04/2015 Réf. 57078

Aucune photo disponible

Description

villa basse amidy maika eny alatsinainy ambazaha Ampitatafika, efa mipetraka tsy misy fanamboarana intsony mirefy 27are efa cloturée, efitra 6 sady malalaka tsara satria vazaha no tompony, dia amidy 600millions de francs fotsiny, tonga na fiara tsara sady amorondalana.
koa raha mahaliana anao ary dia antsoy ny laharana 033 06 793 36