Bonnes Affaires

Mitady mpandray akoho

Antananarivo, Madagasikara 11/04/2015 Réf. 56809

Aucune photo disponible

Description

Mitady olona mpandray akoho poulet de chair velona (vivant) na maty (vide), fifanarahana maharitra. Ny vidiny dia 6 000ariary/kilos ny akoho velona, ary 6800ariary/kilos ny maty (vide). Ny votoatin'ny fifanarahana dia resahana amin'ny fihaonana mivantana.

Antsoy Mme Vola T?l. 034 52 097 39 na aorian'ny amin'ny roa ora hariva (apr?s 14h) na Mail : volafanja7@gmail.com