Emploi offre

MITADY MAIKA CUISINIER GARGOTTE

tana, tana 28/03/2015 Réf. 56558

Aucune photo disponible

Description

Izahay dia mitady olona manana traikefa @ resaka fanaovana gargotte. (mahandro sy mivarotra)

- olona mahay mahandro sakafo isakarazany (sambosa + vary/loka + nem + composé + hamburger + fritte + lasopy + maskita ....
- olona madio sy mahay mivarotra ary manintona olona
- olona mahay mitanatana sy mihazona tsena.
- olona vonona ny hitady vola
- Mipetraka manodidina an Itaosy

Alefaso ny mombamomba anao @ cyber.henika@gmail.com CV+LM+PRETENTION

Contact: 034 81 102 60 - 033 89 814 82