Maison

mitady trano hofaina

antananarivo, madagascr 20/03/2015 Réf. 56387

Aucune photo disponible

Description

Bj,mitady trano hofaina menodidina ny pharmacie volahanta anosibe ka hatreny anosizato, 400ml-700ml fmg no zakanay.
- efitra 2, akôtran' zay ny lakozia, misy WC, Douche aradalana, misy jiro tsy tapaka, raha misy ny rano dia voamaika tsara
misaotra tompoko