Autres

Cours frantsay accelere ho an'ny lehibe & ny mpiasa

Antananarivo, Madagascar 19/02/2015 Réf. 55836

Aucune photo disponible

Description

Ho an'ny lehibe & ny mpiasa efa mahaihay (hiditra niveau 2 farafaharatsiny) fa te-hanatsara. Hisy test de niveau ho an'izay hanao ny cours alohan'ny fidirana!
Andro fianarana: Alatsinainy, talata, alakamisy sy zoma
Ora: Adiny 2 isan'andro; hariva foana, arakaraka ny niveau
Faharetany: 1 volana na 1 volana sy tapany, arakaraka ny niveau
Sarany: 90.000 Ar isaky ny niveau
Saran'ny test: 3.000 Ar
Sarany hafa: 7.000 Ar
Fidirana : 6 avril 2015

Fisoratan'anarana & fanampim-panazavana: 0330774825
Toerana: Akaikin'Antanikatsaka, Itaosy
Toerana voafetra ho 15
Curieux et non serieux s'abstenir