Autres

FI.MA.MPI

Tananarivo, Madagascar 12/02/2015 Réf. 55619

Aucune photo disponible

Description

FAMPIANARANA KABARY

FI.MA.MPI
FIkambanan'ny MAlagasy MPIkabary
FAMPIANARANA KABARY
KABARY AMPANAMBADIANA: ianaranao an ireo lahan-teny kanto manaraka drafitra AKADEMIKA sy ireo fomba Malagasy maro mahakasika ny fanateram-bodiondry.
KABARY AMPAHORIANA: ianaranao an ireo kabary famangiana manjo, kabary fisaorana ny mpiandry razana,kabary am-bohitra, kabary am-piangonana ary kabary am-pasana.
KABARY TSOTRA: Ahafahanao mandray fitenanan maro toy ny : kabary fiarabana nohon'ny taona vaovao, kabary am-piangonana nohon' ny antony maro, fiarahabana tera-bao.
TOERANA IANARANA ISAKY NY ALAHADY@02 ORA:
TANJOMBATO: ecole les 5 ruches Ankady 100m miala ny lavoir douche ankady.
FIFANDRAISANA: 033.72.202.60 /033.41.095.48
SARANY: 20.000 mandritra ny enimbolana(azo aloa tsikelikely).
FIDIRANA: ALAHADY 01 MARTSA 2015@02 ora

"ALEO LAVO AMIN'NY GORODONA TOY IZAY LAVON'NY LELA"