Immobilier
trano ahofa
Aucune photo disponible
Description
Trano ahofa , Ampitatafika Andrefambohitra , efitra 5 , douche sy lakozia carreaux misy jiro , ny rano lava _ drano misy paompy tsy lavitra.Tongana fiara eo an_ tokotany sady malalaka.Trano vaovao mbola tsy nisy nipetraka .Hofany 150 000 ariary ( 750000 fmg)