Immobilier
mitady trano eto france afaka mandray colocation
Aucune photo disponible
Description
Salama dhl tsika rht e!lehilahy 29 taona mbl ts manambady,miasa manana taratasy ara dalana
Mitady olona afaka hanao " coloc "eto france ( toute la france)
Tsy mifidy na lahy na vavy.
Ts d b resaka a fa mba valio ra mba misy mahasoa e!
Mitady olona afaka hanao " coloc "eto france ( toute la france)
Tsy mifidy na lahy na vavy.
Ts d b resaka a fa mba valio ra mba misy mahasoa e!