Rencontre

Zay dia mitady mpanampy vevav 18 a 28ans

toamasina, madagascar 15/11/2014 Réf. 52944

Aucune photo disponible

Description

zay mivady ao antrano dia mitady mpanampy classe matory , n asa dia tsotra : manatitra sy maka n ankizy 5ans mianatra , d mahandro sakafo atoandro hoan io zaza io, ary omena vacances rhfa ts mianatra io ankizy io.
Toerana misy anay dia aty Toamasina, zay liana dia mba mamallia message ary atao serieux azfdy.