Dernières nouvelles :
Les dirigeants mondiaux se réunissent pour discuter des plans d'action climatiques Découverte archéologique majeure dans la région de Toliary Économie malgache : croissance de 4,2% au premier trimestre Festival Donia : record de visiteurs à Nosy-Be cette année Nouvelle route nationale reliant Fianarantsoa à Toliara La chanteuse Rossy en tournée mondiale en 2026 Prix internationaux pour la vanille de Madagascar Les dirigeants mondiaux se réunissent pour discuter des plans d'action climatiques Découverte archéologique majeure dans la région de Toliary Économie malgache : croissance de 4,2% au premier trimestre Festival Donia : record de visiteurs à Nosy-Be cette année Nouvelle route nationale reliant Fianarantsoa à Toliara La chanteuse Rossy en tournée mondiale en 2026 Prix internationaux pour la vanille de Madagascar
Autres

Rencontre entre chrétiens

Antananarivo, Madagascar 11/11/2014 Réf. 52788

Aucune photo disponible

Description

Izahay dia mitady kristiana, niova fo, nateraka indray, mikatsaka ny Fahamarinana ary mangetaheta ny hiaina tanteraka amin’ny Tenin’Andriamanitra fa tsy amin’ny fombafombam-pivavahana na amin’ny fombafombam-piangonana. Mahatsapa izahay fa eny anivon’ny fiangonana isan-tokony dia maro no te-haneho ny heviny sy ny hetahetany na ihany koa te -hizara ny ao am-pony fa saingy tsy afaka ka voatery mijanona ho mpihaino fotsiny ihany. Tsy fanorenana fiangonana velively no tanjonay fa fanorenana ny FANJAKAN’ANDRIAMANITRA.

Raha mahaliana anao izany na koa te hahafantatra bebe kokoa anay ianao dia manoràta amin’ny email: associationccfp@gmail.com na ihany koa en message privé eto amin’ny FB (Centre CCFP). (eto Antananarivo no misy anay)