Emploi offre

mitady mpiasa an-trano

TAMATAVE, madagascar 10/07/2014 Réf. 48779

Aucune photo disponible

Description

tokantrano iray mbola tsy niteraka mitady mpiasa antrano kilasy mandry maikabe, eo amin'ny 18- 24taona, hiasa aty Tamatave, tsy misy zavatra mandraikitra, celibataire, madio, matotra, mahay ny asa rehetra, mahay mahandro sakafo. karama ifanarahana
raha mahaliana dia alefaso amin'ity adresse mail ity ny mombamomba anao "twhfranco@yahoo.fr" na tel 0330803077.