Rencontre

MITADY VEHIVAVY GASY MATOTRA

ACCRA, GHANA 07/06/2014 Réf. 47784

Description

Izaho dia lehilahy 41 taona, maty vady ary manan-janaka roa lahy. Mipetraka aty Ghana aho, ary informaticien expatrie.
Mitady vehivavy vady, tia vavaka sy miaina am-bavaka, fotsy na zarazara, 25-35 taona, matotra, tso-bolo, manana niveau baccalaureat noho mihaotra. Tokan-tena no tena tiako, ary vonona hiaraka amiko aty Ghana.