Emploi offre
Mitady ekipa manana camion hitatitra ranotany sy vatof
Aucune photo disponible
Description
Miarahaba,
Izaho dia mitady olona manan camion sy ekipa afaka mitatitra ranotany sy vato (moellons sy gravillons). Raha mety dia mipetraka manodidina ny rova Ilafy.
Misaotra