Bonnes Affaires

change fmg/euro

paris, france 23/05/2014 Réf. 47382

Aucune photo disponible

Description

Sao mahasoa anao, Manana vola gasy en FMG aho any Tana tiako hatakalo en EURO ka raha mahasoa anao dia manorata sy mametraha ny numéro télephone nao na ny adresse mail dia miantso aho.
Ny hanaovako azy dia omena any Tana ny FMG dia raisina eto Paris ny takalony en euros. Ny cours dia hifanarahana rehefa miresaka.
Misaotra mialoha.
Nirina