Autres

MAQUETTISTE - Manao MAQUETTE trano na paysage

Antananarivo, Madagascar 21/05/2014 Réf. 47302

Description

Raha mitady mpanao MAQUETTE (trano na paysage) ianao
Ilainao hanaovana décoration na zavatra hafa...
dia aza misalasala miantso anay fa afaka manome
fahafaham-po anao izahay amin'izany

MAQUETTE vita amin'ny carton, na Polystyrène, na contre-plaqué
na zavatra hafa araka izay ilainao

Amin'ny endriny mahafa-po sy échelle araka izay takinao

Tsidiho ity album facebook ity raha te-hijery santionany ianao:

https://m.facebook.com/rhasinaa/albums/539003392832461/?refid=17

Aza misalasala miantso anay:

033 13 619 06
034 13 734 36
hashprod@yahoo.fr
hasina3d@gmail.com