Emploi offre
Mitady Chauffeur
Aucune photo disponible
Description
Olontsotra mitady chauffeur za-draharaha manodidina ny 23 h@ 40 taona.Afaka miasa avy hatrany.Matotra,tsy mifoka,tsy misotro.Vonona hiasa.Karama isam-bolana.Afaka @ fotoana rehetra.Misy fotoana iantsoana azy.Raha liana ianao dia alefaso ny cv+sary tapaka+karama tedavinao.
rmamikely@yahoo.fr
rmamikely@yahoo.fr