Dernières nouvelles :
Les dirigeants mondiaux se réunissent pour discuter des plans d'action climatiques Découverte archéologique majeure dans la région de Toliary Économie malgache : croissance de 4,2% au premier trimestre Festival Donia : record de visiteurs à Nosy-Be cette année Nouvelle route nationale reliant Fianarantsoa à Toliara La chanteuse Rossy en tournée mondiale en 2026 Prix internationaux pour la vanille de Madagascar Les dirigeants mondiaux se réunissent pour discuter des plans d'action climatiques Découverte archéologique majeure dans la région de Toliary Économie malgache : croissance de 4,2% au premier trimestre Festival Donia : record de visiteurs à Nosy-Be cette année Nouvelle route nationale reliant Fianarantsoa à Toliara La chanteuse Rossy en tournée mondiale en 2026 Prix internationaux pour la vanille de Madagascar
Bonnes Affaires

IMPORT CHINA

TANANARIVE, MADAGASCAR 19/03/2014 Réf. 45004

Aucune photo disponible

Description

MCS, « importation Chine » : dia miasa hoan’ ireo olona te hanafatra entana avy any « YIWU (chine) » noho izy ireo mora sy maro kalitao azo isafidianana mifanaraka amin’ny fanirian’ireo mpanafatra. Raha latsaky ny 5 CBM (m3) ny entana dia tsy manao groupage maritime. Afaka alefa « avion » raha toa ka mety amin’ilay mpanafatra. Ampafantarin’ireo te hanafatra mialoha izay entana tiany hafarana (sary na modèle) ka misy sarany 10.000Ariary ny fahazoana ny vidin’ entana, miala any YIWU ka hatraty Madagasikara. Rehefa mifanaraka ny roa tonta dia miroso amin’ny taratasy ara-barotra mba hampazava ny fitsipi-dalao .Tsy voafetra ny vola ampiasain’ireo mpanafatra, fa miankina amin’ny entany sy ny fahefany. MCS dia manao ny asa rehetra : mijery vidin’entana, mividy ny entana, mikarakara ny taratasy fandefasana ary mandefa sy mamoaka ny entana.Ao anatin’izany rehetra izany dia 5% amin’ny vidin’entana ny commission alainy. Ny fret maritime sy aérien dia miankina ny lanjany entana sy ny habetsany ny sarany ( 355 usd / m3 ) Miandry ny entany tonga sisa ireo mpanafatra . Laharan-taribia sy fanazavana fanampiny: 020 22 428 02/ 026 296 68 /034 50 831 75