Maison

Trano ahofa

Antananarivo, Madagascar 25/02/2014 Réf. 44186

Description

Trano eny Ambodifasika Itaosy misy rihana iray
Ahofa azo atambatra na sarahana
Ny ambany dia misy efitra roa sy lehibe iray misy lakozia sy kabone ary fandroana
Ny ambony torak'izay koa
mombamomba azy: misy jiro sy rano Jirama dia misy lava-drano koa
Mifefy sady tongan'ny kamiao no tongan'ny fiara iva
Mahatazatazana no tsara ny manodidina
Atsoy ny 0330772288 Mr Haja raha mahaliana anao