Immobilier

Maison à louer

Antananarivo, MADAGASCAR 03/02/2014 Réf. 43347

Description

A louer à Ambohimanala Tanjombato , eo amin'ny arret Antsampanana no miditra amin'ilay pavé

Trano vao vita: efitra iray lehibe 6mX4m azo zaraina, iray kely 2mX2m + douche anatiny 2mX1m mitokana miala kely ny arabe, vitrée+grille de protection, mbola tsisy jiro fa akaiky poteau, lava-drano. Tsisy mpanelanelana .

hofany: 50.000ariary na 250.000fmg
contact: 032 40 721 72